Teny iditra an-dakandrano
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Manaraka ny lakandrano na ny lempona mifanila amin' ny hazondamosina [Rajemisa 1985]
Fifanahafana   an-dakamboho ~ an-dakamosina

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09