Teny iditra andakira (any, lakira)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka, tsy hita avanavana [Ravelojaona: Firaketana]
   [ an-dakira ] any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   something very far away [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   très loin [Rajaonarimanana 1995]

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/18