Teny iditra andalan-tohatra (any, lalana, tohatra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ireo ambaratonga miakatra na midina amin' ny tohatra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2011/01/21