Teny iditra | andamina (lamina) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||
Ohatra | Malalaka ny fitantanana tena malalaka ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana ka amin' ny alàlan' ny fanapahan-kevitry ny antenimierany no andamina ny raharahany araka ny tandrifim-pahefana omen' ny Lalàmpanorenana sy ny lalàna azy ireo.
[1.320] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | amandina, andamina, manadina, mandaina, mandania, mandiaña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |