Teny iditra andaniny (lany)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Amin' ny lafiny iray, mifamaly amin' ny hoe an-kilany; raha ampiasaina ho toy ny anarana ireo teny ireo dia tsara raha soratana hoe: ny andaniny, ny ankilany [Rajemisa 1985]
Fifanoheran-keviteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra andaniny (lany)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   [root lany.] A party, a side, as in two (or more) parties pitted against one another. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2010/01/11