Teny iditra andao (leha)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao [firaketana]
Famaritana malagasy   Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa!
¶ Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   partons, allons [Abinal 1888]
Tsipelina hafa  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23