Teny iditra an-davany (any, lava, -ny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy  [Taisaka] manaraka ny halavany [Rakotosaona 1972]
 jereo an-tsakany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay dans le sens de la longueur [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra andavany (la, -ny)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe andavana

2017/03/28