Teny iditra andefasana (lefa)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
andefasana
andefasako
andefasanao
andefasany
andefasantsika
andefasanay
andefasanareo
andefasan'
andefasan-
andefasam-
andefasa-
nandefasana
nandefasako
nandefasanao
nandefasany
nandefasantsika
nandefasanay
nandefasanareo
nandefasan'
nandefasan-
nandefasam-
nandefasa-
handefasana
handefasako
handefasanao
handefasany
handefasantsika
handefasanay
handefasanareo
handefasan'
handefasan-
handefasam-
handefasa-
andefaso
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1tsy hilalao no andefasana anao any fa ny hianatra (na ny hiasa, ny hikarama). [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 118]
2Raha mitifitra izy mba tifirina, raha mandefa baomba izy mba andefasana baomba. [Andraina: Mitaraina, takila 114]

2013/09/26