Teny iditra andeha handoa-danitra aiza aho
Singan-teny andeha ; mandoa ; lanitra ; aiza ; aho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza fa tsy misy azo atao intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19