Teny iditra andevenana (levina)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Eny koa, tsy andevenana fatin-taranaka mihitsy. [2.245]
2Ahoana ny hevitrao amin' ity andro azo sy tsy azo andevenana ity? [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andevenana, andevenako, andevenanao, andevenany, andevenantsika, andevenanay, andevenanareo, andevenan', andevenan-, andevenam-, andevena-
Ny lasa : nandevenana, nandevenako, nandevenanao, nandevenany, nandevenantsika, nandevenanay, nandevenanareo, nandevenan', nandevenan-, nandevenam-, nandevena-
Ny hoavy : handevenana, handevenako, handevenanao, handevenany, handevenantsika, handevenanay, handevenanareo, handevenan', handevenan-, handevenam-, handevena-
Filaza mandidy : andeveno

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20