Teny iditra andevo ompikely
Singan-teny andevo ; ompikely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Andevo teraka ary velona ao an-trano ka toy ny anisan' ny ankohonana mihitsy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16