Teny iditra andevovavy
Singan-teny andevo ; vavy
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Molotr' andevovavy tezitra ny vahindrorohany; [2.69]
2Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifolo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. [2.508]
Haiendriteny 
Tsotra : andevovavy, andevovaviko, andevovavinao, andevovaviny, andevovavintsika, andevovavinay, andevovavinareo, andevovavin', andevovavin-, andevovavim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14