Teny iditra andevozina (andevo)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be enslaved, to be reduced to slavery. [Richardson 1885]
   to be enslaved [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on traite en esclave [Hallanger 1974]
Ny bikany  
andevozina
andevoziko
andevozinao
andevoziny
andevozintsika
andevozinay
andevozinareo
andevozin'
andevozin-
andevozim-
andevozi-
nandevozina
nandevoziko
nandevozinao
nandevoziny
nandevozintsika
nandevozinay
nandevozinareo
nandevozin'
nandevozin-
nandevozim-
nandevozi-
handevozina
handevoziko
handevozinao
handevoziny
handevozintsika
handevozinay
handevozinareo
handevozin'
handevozin-
handevozim-
handevozi-
andevozy
Fitovian-keviteny   andevoina

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14