Teny iditra andia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Enti-milaza ny zavatra hitsahina [1.78]

Teny iditra andia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiavahan-javatra na olona na biby maromaro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Groupe [1.13]
Ohatra Nanao andia telo ireny, samy nanana ny biby hazainy avy: tsipoy, kibobo, sahona. [2.472]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11