Teny iditra andilana (dilana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   valahana [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Valahana, ilay faritra etiety na manify [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   [ andilaña ] valahana [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   the loins [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   hanche
¶ andilana Ranvier: étranglement de Ranvier [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra andilana
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   isthme [Tankarana] [David 1952 (takila A)]
Voambolana  

Teny iditra Andilana (any, dilana)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   dilana
Sary  

Teny iditra Andilana (any, dilana)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   dilana
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10