Teny iditra ando
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitambaran' ny pitidrano kely hita eny an-tendron' ny ahitra amin' ny maraina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan' ny etona ho tonga rano. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the dew. [Ar. an-naad, or Mal. ambun (?), dew.] [Richardson 1885]
 dew [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rosée [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay l'humidité [Abinal 1888]
Ohatra Nandritra ny telo taona nipaka dia tsy nisy ando na ranonorana, na dia kely aza; [Randzavola: Baiboly, takila 195]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra Ando
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy jereo Andriamanantena: Ando
Mpanoratra 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2017/10/19