Teny iditra Andohalo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra 
1Dia niantso kabary tao Andohalo izy. [2.298]
2ary dia nankao Andohalo indray, dia nandihy tao indray: [2.59]
3Fa hila hivadika ny tatsy Andohalo sy ny tatsy Antsahatsiroa! [2.298]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22