Teny iditra andosirana (lositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana anglisy from whom who flees [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
 qu'on fuit [Hallanger 1974]
Endriteny 
andosirana
andosirako
andosiranao
andosirany
andosirantsika
andosiranay
andosiranareo
andosiran'
andosiran-
andosiram-
andosira-
nandosirana
nandosirako
nandosiranao
nandosirany
nandosirantsika
nandosiranay
nandosiranareo
nandosiran'
nandosiran-
nandosiram-
nandosira-
handosirana
handosirako
handosiranao
handosirany
handosirantsika
handosiranay
handosiranareo
handosiran'
handosiran-
handosiram-
handosira-
andosiro
Ohatra 
1Hanky 'zany ve, Rafatro, 'ty andosirana tsy tanty? [Rabetsimandranto: Trimofoloalina]
2Anjara tsy azo andosirana, teny jadona tsy azo valiana. [Rahajarizafy: Filozofia, takila 97]
3Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [Razafiarivony: Harivolana, takila 111]
Teny nalaina 

2018/08/26