Teny iditra andra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza fitrakan' ny loha hijery ny ambony [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay action de lever la tête, les yeux [Abinal 1888]
Sampanteny 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny andra ity (1): Ambohimiandra

Teny iditra andra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fetsy ratsy, konjo: Andra lahy, andra vavy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy  [Richardson 1885]
Fandikana frantsay libertin, mauvais sujet [Abinal 1888]
 libertin, homme qui déploie une grande activité sexuelle [Boiteau 1997]

Teny iditra andra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] moa? Va? Angaha? [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra andre

Teny iditra andra
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] nefa [Rakotosaona 1975]
Fandikana frantsay  [Taisaka] pourtant, même, donc [Deschamps 1936]

Teny iditra andra
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Taisaka] goût [Deschamps 1936]

Teny iditra andra
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Mahafaly] ( andracette plante était réputée "mâle" dans l'ancienne cosmogonie malgache). Dioscorea fandra H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule comestible. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Dioscorea fandra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31