Teny iditra andraka
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   Mitovy amin' ny mandraka: Andraka androany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   jusqu' à, jusque [Abinal 1888]
Fitovian-keviteny   mandraka

Teny iditra andraka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] retomber sur un autre, se perpétuer. [David 1952 (takila A)]

2017/03/10