Teny iditra andrana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana [...]
¶ Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, [...]
¶ Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mb [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   fitsapana mialoha ny tena izy
¶ fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   attempt, trial, taste. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   expérience, test
¶ essai [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/03/24