Teny iditra Andrangoloaka (rango, loaka)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Ohatra  
1Tamy ny Rabodonandrianampoinimerina vao nisy olona nonina dia mianatsimo any Andrangoloaka. [Callet: Tantara, takila 669]
2Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? [Razafiniaina: Rivotra]
Voambolana  
Haianarantany   rango, loaka
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2016/11/15