Teny iditra andranobe (any, rano, be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (ao an-trano be): Ny vehivavy lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviana; ramatoabe; matetika koa anefa atao hoe andranobe ny vadin' ny lehilahy lehibe mpanankarena na maro ankohonana [Rajemisa 1985]
Ohatra dia ny andranobe tongava iketaka, ary ny anakandriana dia tongava ikotokely [Callet: Tantara]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra Andranobe (rano, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Voambolana 
Haianarantany rano, be

Teny iditra Andranobe (rano, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana frantsay petite rivière de Nosy Be qui se jette dans la baie d'Ambatozavavy [Rajemisa 1966]
Voambolana 

Teny iditra Andranobe (rano, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana anglisy tributary of the right bank of the Ikopa river [3.1]
Famaritana frantsay affluent de la rive droite de l' Ikopa [3.1]
Voambolana 
Sary 

2013/03/30