Teny iditra andrao
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy see fandrao [Hallanger 1973]
 lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay voir fandrao [Hallanger 1974]
 de peur que [Rajemisa: Grammaire]
Mpanahaka  fandrao ~ mba ~ ndrao ~ sangoa

Teny iditra andrao (andra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao andraina [fitanisana]

2009/11/01