Teny iditra andrarahana (raraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
andrarahana
andrarahako
andrarahanao
andrarahany
andrarahantsika
andrarahanay
andrarahanareo
andrarahan'
andrarahan-
andraraham-
andraraha-
nandrarahana
nandrarahako
nandrarahanao
nandrarahany
nandrarahantsika
nandrarahanay
nandrarahanareo
nandrarahan'
nandrarahan-
nandraraham-
nandraraha-
handrarahana
handrarahako
handrarahanao
handrarahany
handrarahantsika
handrarahanay
handrarahanareo
handrarahan'
handrarahan-
handraraham-
handraraha-
andraraho
Ohatra 
1Dorana anaty fatana io angady io, dia andrarahana siramamy ihevohan' ny azon' ny sovoka io. [Ndemahasoa: Antakay]
2Ny fanao amin'ny vary dia tsy mba fafazana, fa eo amin'ny vavarano miditra amin'ny tanimbary no andrarahana kely amin'io rano masina io, dia mipariaka amin'ny vary rehetra izay alehan'ny rano io rano fiaro io, ka mahavita sy maharo na dia vary amin'ny tanimbary iray lohasaha be aza. [Rasamuel: Zanakantitra]

2019/10/24