Teny iditra andraso (andry)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao andrasana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy [Rajemisa 1985]
Andraso eto aho vetivety. [Andriamalala: Ranomasina, takila 62]
Andraso eto vetivety aho! [Andriamalala: Taolambalo, takila 66]
Andraso kely angaloha, hoy ny sahona. [Rajemisa: Fiteny 4, takila 79]
Andraso aloha fa sao misy hevitra hafa. [Andraina: Mitaraina, takila 216]
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/30