Teny iditra andrefana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The west [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ouest [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina; [2.857]
2Nanaraka arabe hatrany ny Anglisy avy any andrefana. [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : andrefana, andrefany, andrefan', andrefam-, andrefan-
Sampanteny 
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Lohateny Tantaran' ny Zanakantitra sy ny Menalamba tao andrefan' Ankaratra (Rasamuel Maurice)
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12