Teny iditra andrefandrefana (andrefana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif] [Abinal 1888 takila 40]
Mpanahaka  avarabaratra ~ atsimotsimo ~ atsinanananana
Ohatra ny sasany moa dia efa nifanehatra rahateo tamin'ireto olona avy hamonjy tany am-pandosirana andrefandrefana tany [Rasamuel: Zanakantitra]

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/14