Teny iditra andrehy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] manavy, fanihy [Rakotosaona 1972]
  [Tsimihety] Karazana fanihy kely [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] fanihy [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] sorte de roussette [David 1952 (takila A)]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra andrehy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] name of a bird [Richardson 1885]
Voambolana 

2017/03/10