Teny iditra andresena (resy)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Vokatr' izany dia tsy ny tetikasa hitantanana ny Fanjakana na ny vinavina famolavolana fiaraha-monina no andresena amin' ny fifidianana, fa ny vola. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andresena, andreseko, andresenao, andreseny, andresentsika, andresenay, andresenareo, andresen', andresen-, andresem-, andrese-
Ny lasa : nandresena, nandreseko, nandresenao, nandreseny, nandresentsika, nandresenay, nandresenareo, nandresen', nandresen-, nandresem-, nandrese-
Ny hoavy : handresena, handreseko, handresenao, handreseny, handresentsika, handresenay, handresenareo, handresen', handresen-, handresem-, handrese-
Filaza mandidy : andreseo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20