Teny iditra andriambo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] hazo avo manohana ny lohatrano [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] andry roa lehibe manohana ny tafon-trano [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] andry roa na telo manohana ny haratra na ny ambonimandry [Rakotosaona 1972]

Teny iditra andriambo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] andry [Rakotosaona 1972]

2010/05/06