Teny iditra andriamborivory
Singan-teny andriana ; vorivory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpaniaka mandidy tokana, izany hoe mandidy araka ny sitrapony
Mpanao jadona, mpanao teny tsy valiana, mpandidy tokana, mpandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Souverain, noble despote, violent [1.3]
 Prince violent et despote. Sens général : agir par la force, avec violence, en abusant de sa puissance [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16