Teny iditra andriamparany
Singan-teny andriana ; fara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny fanajana ilazana ny zanakalahy farany, ny faralahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of the youngest son of a family. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16