Teny iditra andrianaivo
Singan-teny andriana ; ivo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny fanajana ilazana ny zanakalahy eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy ao amin' ny fianakaviana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of the second eldest son in a family. [1.2]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16