Teny iditra andrianjahonoany
Singan-teny andriana ; izaho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. [1.2]
Mpanahaka  masoivoho

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16