Teny iditra andriantany (andriana, tany)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tany mafy toy ny vato [Rajemisa 1985]

Teny iditra Andriantany (andriana, tany)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana frantsay village situé au sud d'Ambohidratrimo, au confluent de l'Ikopa et de la Mamba [3.1]
Ohatra maty ny rano navily hankany eny Andriantany vao izay mikambana aminy Kiopa [Callet: Tantara]
Voambolana 
Haianarantany andriana, tany

Teny iditra Andriantany (andriana, tany)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana frantsay canal de control des crues, qui draine les eaux collinaires de Tananarive et les eaux de la plaine agricole nord. Long de 24 km, il commence à Ankadimbahoaka, suit la voie ferrée jusqu'à Alarobia, et rejoint l'Ikopa à l'ouest de Talatamaty [3.1]
Voambolana 
Teny nalaina 

2013/06/06