Teny iditra Andriantsimitoviaminandriandehibe (andriana, tsy, tovy, lehibe)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Fitokoavana   Teny na fitenenana hita ao aminy: tranofitomiandalana
Ohatra   Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana Andriantsimitoviaminandriandehibe. [Randriamamonjy: Tantara, takila 349]
Tsy nanaiky izany anefa Andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa. [Fagereng: Tantara, takila 28]
Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' Andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo; [Callet: Tantara, takila 284]

Nohavaozina tamin' ny 2016/04/18