Teny iditra andrifafy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] Fetin' ny maty ankalazaina amim-pomba lehibe ho an' ireo maty vao haingana sy ny lehibebe amin' ireo teo aloha [Rajemisa 1985]

2012/10/22