Teny iditra andrim-panjakana (andry, zaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay institution [SLP: Voambolana]
 institution de l' État [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Ohatra Nanafintohina ny SeFaFi io fandrebirebena avy amina andrimpanjakana miandraikitra ny fampandehanana tsara ny andrim-panjakana rehetra io. [SeFaFi , 2013/05/31]

2017/04/30