Teny iditra androanavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tandroy] Lahy antitra , atidahy na vady (sangy): Tariho kahe o androanavy io / Mandiñe zo entane ao i andoanavy-oy [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31