Teny iditra andro fady (andro, fady)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   andro voatondron' ny mpisorontsampy taloha ho andro masina fanandratana ny sampy ka tsy azo nanaovan-draharaha (ny alakamisy) [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Jour où l'on s'abstient de travail ou de certaine nourriture [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/01