Teny iditra andro hafa (andro, hafa)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   rahampitso na rafakampitso amin'ny ora toy izao. Izy dia manendry ny andro na dia mbola ho elaela, ka mety hafaka herinandro aza izany [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/06