Teny iditra andron > andro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   masoandro, orana: Avy ñy andro [Bara] [Rakotosaona 1972]
   Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay
¶ Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava
¶ Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo
¶ Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy
¶ Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina
¶ Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro
¶ Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina
¶ Fotoana: Vary andro foana eto aho [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.] [Richardson 1885]
   a day; an epoch or period a great day; [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   jour, temps [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
andro
androko
andronao
androny
androntsika
andronay
andronareo
andron'
andron-
androm-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Teny iditra andron > andro
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   action de se baigner, bain [Abinal 1888]
Sampanteny  
Ny bikany  
andro
androko
andronao
androny
androntsika
andronay
andronareo
andron'
andron-
androm-

Teny iditra andron > andro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   habokana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   lèpre [Antesaka] [Deschamps 1936]
Voambolana  
Ny bikany  
andro
androko
andronao
androny
androntsika
andronay
andronareo
andron'
andron-
androm-

Teny iditra andron > androna
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famaky [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra andron > androña
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   eo anoloana, eo aloha [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   au devant de [Antesaka] [Deschamps 1936]

Teny iditra andron > Androna
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny frantsay   région de Mandritsara = Ankay. [Tankarana] [David 1952 (takila A)]

Teny iditra andron > androna
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famaky [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra andron > androña
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   eo anoloana, eo aloha [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   au devant de [Antesaka] [Deschamps 1936]

Teny iditra andron > Androna
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny frantsay   région de Mandritsara = Ankay. [Tankarana] [David 1952 (takila A)]