Teny iditra androngo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a species of lizard. [Richardson 1885]
 a lizard [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay lézard gris [Rajemisa: Vakoka]
 lézard [Hallanger 1974]
Ohatra ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [Dahle: Angano, takila 229]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Fifanahafana  antsiantsy ~ matahotrandro ~ sitry
Sary 

2016/03/06