Teny iditra andro tsy maty (andro, tsy, faty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy andro fifaliam-be ka samy mahazo manao izay tiany amin' ny fanaranam-po ny olona rehetra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [ androtsimaty ] A day granted for general sensual indulgence [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31