Teny iditra andro vitan-keny ho azy
Singan-teny andro ; vita ; heny ; ho ; azy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tonon' andro mety hampidi-doza aminy [1.1]
Ohatra Ary havahako, ka hosoritako, ry Manamango fandrao tonon' andro nahavelomany andro any, ary andro vitan-keny ho azy, ary andrao lozan' omby nompiany [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22