Teny iditra |
an-dry
(any, ry)
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe any sy ry
|
Ohatra |
|
|
Teny iditra |
andry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | [Mal. diyan, mandiyan.] [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | la position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché ¶ la paix, la tranquillité ¶ l'état de ce qui est figé, gelé, caillé [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
andry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a pillar, a post [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | pilier ¶ (fig) soutien [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| colonne [Abinal 1888]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
andry
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Famaritana malagasy | antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | waiting, guarding [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | attendu, qu'on peut attendre [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
andry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy ¶ fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | watch [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | garde, surveillance, veille [Abinal 1888]
|
|
Teny iditra |
andry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka]
sandry [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
Andry
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|