Teny iditra añe
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Any: Ane Mahaditra ro misy aze (Any Mahaditra no misy azy) [1.78]
Kamban-teny 

Teny iditra âne
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  ampondra [1.66]
  aponja [1.68]
Voambolana 

Teny iditra âne
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy Adaladala, olona donto saina [1.9]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31