Teny iditra anefa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny mpampitohy, enti-milaza fifanoheran-kevitra, mitovy amin' ny kanefa sy nefa, saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian' ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy But (same as kanefa but used in slightly different ways) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente) [1.8]
Tovy hevitra nefa ~ kanefa ~ kandrefa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31