Teny iditra anelanelana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo afovoan' ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan' i dada sy i neny Ikoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy see elanelana. [Richardson 1885]
Teny nalaina 

2009/02/25